Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Judo plaisir
3 novembre 2010

ENTRAINEMENT

Salut

Ankoatra ny Entraînement fanao ao amin'ny Dojo Sous gradin Mahamasina, toerana mahazatra, dia manana fandaharana tontosaina any ivelany ihany koa ny Club Uscajudo.
Hitantsika teo ny oxygénation.
Misy koa ny fiarahana amin'ny MJI, Madagascar Judo Institute izay eny Faravohitra ary tantanan'i Me Antsa sy Me Lova.
Toa izao ny sary nalaina teny Faravohitra tamin'ny fanazaran-tena natao ny asabotsy 30 octobre teo.

uscaj_mji














Ireto ny judokas avy amin'ny Uscajudo sy ireo ao amin'ny MJI


antsa

I Me Antsa manara-maso ny fampiharana.

seoi_nage1

Ireo katita kely mampihatra ny toromarika.

Attention à ne pas "être sur les talons".

Ny mpitolona reraka no mifotetaka amin'ny voditongotra. Tsarovy fa tsy afaka manipy ny mpifanandrina amin'ny tena raha tafapetraka ny voditongotra.

lova_uchimata.

 Me Lova mampiseho ny Uchi mata.

groupe1

Ireo Judokas avy ao amin'ny Uscajudo taorian'ny fanazaran-tena.

1er rang : Toavina, Elia, Anicke

2e rang : Kanto, Seheno

3e rang : Ranto

fin

Mifarana ny fanazaran-tena io asabotsy 30 oktobra io.

Mandram-pihaona indray ary.



Publicité
Publicité
Commentaires
Judo plaisir
Publicité
Judo plaisir
Catégories
Publicité