Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Judo plaisir
17 décembre 2010

Noel

Mirary antsika ho tratry ny Noely.

Mialoha izany dia misy ny compétition hatrehana rahampitso asabotsy 18 desambra Tournoi JCEA.

Manantena antsika ho tonga maro.

Misaotra mialoha amin'ny fanotronana. Mila tehaka. Vavaka. Fanohanana araka izao azon'ny tsirairay hatao sy entina. Soutien moral.

Rahampitso izany e.

Publicité
Publicité
Commentaires
Judo plaisir
Publicité
Judo plaisir
Catégories
Publicité