Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Judo plaisir
19 février 2011

Fiarahabana taona vaovao sy fisaorana.

Fiarahabana taona vaovao sy fisaorana.

Miarahaba antsika rehetra.

Efa lasa ny volana voalohany amin'ny taona 2011 nefa mbola tsy nifankahita teto isika. Izao vao tontosa izany koa manolotra ny fiarahabana antsika tsirairay avy ary mirary soa an'ny  rehetra tsy ankanavaka. Ny taona 2011 anie ho taona ahazoana fahombiazana feno amin'izay atao.

 Ny Judoka tsirairay hahay hihoitra sy hahatafita dingana lavidavitra avokkoa.

Ny résultat mba ho tsara noho izay hita tamin'ny taona 2010.

Havitrika ny fandraisana anjara amin'ny frais isan-karazany ahafahana mampihodina ny club.

Misaotra anareo rehetra nampita firariantsoa ho an'ny klioba sy ho an'ny mpitantana.

Mankasitraka e.

Ny mpitantana sy ny Collège des Ceintures noires

 

Tahaka ny fanao

Publicité
Publicité
Commentaires
Judo plaisir
Publicité
Judo plaisir
Catégories
Publicité