3 novembre 2010
ENTRAINEMENT
Salut Ankoatra ny Entraînement fanao ao amin'ny Dojo Sous gradin Mahamasina, toerana mahazatra, dia manana fandaharana tontosaina any ivelany ihany koa ny Club Uscajudo.Hitantsika teo ny oxygénation.Misy koa ny fiarahana amin'ny MJI, Madagascar Judo Institute...