Canalblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité

Judo plaisir

8 octobre 2010

Activités 2010 en photo

Activités 2010 en photo
Ireto misy sary maneho ampahany ny asa nataoJanvier 2010 : fifampiarahabana tratry ny taona oxygénation septembre 2010 tao Malaza Ampitatafika
Publicité
Publicité
6 octobre 2010

Horaire

Horaire
Fanazaran-tena Ny fanazaran-tena eto amin'ny UscaJ dia isaky ny alarobia tolakandro manomboka amin'ny 2 ora hatramin'ny telo ora ary ny asabotsy maraina amin'ny 7 ka hatramin'ny 9 ora sy sasany. Ny fotoana fanampiny dia miankina amin'ny vanim-potoana...
4 octobre 2010

Maitre

Maitre
Araka ny resaka efa natsidika dia tonga mifamangy eto izahay (sa isika)/ Ireto ny sarin'ireo Maîte manabe eo amin'ny UscaJ na UscaJudo Maître Solo, Maître Zo Rija, Maître Hery responsable technique du club
4 octobre 2010

Essai

Faly mifandray aminareo amin'ny alalan'ity bilaogy ity izahay mpanabe eto amin'ny Uscajudo. Mora ny manomboka. Ny fanohizana dia ezaka goavana izay tsy ho tontosa raha tsy iarahan'ny rehetra. Matoky ny fiarahana miasa avy amin'ny tsirairay izahay.Mandram-pihaona...
Publicité
Publicité
<< < 1 2
Judo plaisir
Publicité
Judo plaisir
Catégories
Publicité